|
|
|
|

Entrée (1/3)1  midiridiry
Radical  2 diridiry
Partie du discours  3  adjectif
Explications en malgache  4 Henjana: Inona no nohanin' ity zaza ity no midiridiry ohatra ny amponga ny kibony.
5 (maso) Mivandravandra sy misokatra be: Nidiridiry ny masony nijery ahy ka natahotra aho.
6 Tsy milefitra, tsy azo folahina (na ara-bakiteny no akana ny hevitra na an' ohatra): Nidiridiry ny tongony havia.
7 Miziriziry, mikiribiby: Nidiridiry amin' ny heviny izy ka tsy hita izay hanaovana azy. [1.1]
8 miridiridy. [Tambahoaka] [1.78]
Explications en anglais  9 stretched to the full, tense, swollen hard. [1.2]
Explications en français  10 Etre tendu, gonflé. [1.3]
Exemples  11  Ramanambeloma vinitry ny hatezerana sy midiridiry maso no tazana teo an-tokonana, nony nivoha ny varavarana. [2.470]
Analogues  12  mihinjihinjy, 13  mihinjitra, 14  miziriziry
Tous les mots composés  15 raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho
Proverbes  16  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/3)17  midiridiry
Radical  18 diridiry
Partie du discours  19  verbe actif
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  20 s'obstiner. [1.3]

Entrée (3/3)21  midiridiry
Radical  22 diridiry
Partie du discours  23  verbe actif
Explications en anglais  24 to stare at. [1.2]
Morphologie 
25  Présent :
26  Passé :
27  Futur :
28  Impératif :

Anagrammes  29 midiridiry, 30 miridiridy

Mis à jour le 2025/11/11