| Index |  | | 
 | 
|  | Proverbes : midiridiry | 
|  | 
 | 
| Proverbe 1 | Hianao baka mahay misisika, izaho kirongo tsy azo hidirana; raha mihenjan-ko mahazaka hianao, dia midiridiry ho amponga aho! [2.558 #1319] Hianao baka mahay misisika, izaho korongo tsy azo hidirana : raha mihenjan-ko mahazaka hianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho.  [2.415 #3468, 2.653 #1058]
 Raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho.  [1.1]
 | 
| Interprétation malgache | Teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina.  [1.1] | 
| Traduction française | Vous avez les cornes écartées, propres à donner le coup qui consiste à introduire une corne entre les deux cornes de l' adversaire ; mais moi, j' ai les cornes courbes qui empêchent les vôtres de s' y engager ; si vous prétendez vous raidir comme un câble, je me tends comme un tambour.  [2.415 #3468] | 
| Interprétation française | Paroles fières ; elles font allusion aux combats Je taureaux : je ne vous crains pas.  [2.415 #3468] | 
|  | 
 | 
| Proverbe 2 | Moana no tezitra ka sady mikapakapa ny tanana no midiridiry ny maso ary ny vava mikiakiaka dia manginy ihany.  [2.558] |  | 
 |  | 
| Index |  | 
| 
 |