Entrée midonaka (donaka)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mivoaka setroka: Midonaka izany afo izany [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to give off smoke [Hallanger 1973]
Définition française donner de la fumée [Hallanger 1974]
Morphologie 
midonaka
nidonaka
hidonaka
Exemples 
1Tsy fantatra intsony lehiroa izay midonaka, na ny kafe hosotroina, na ny afon-drafotsy mpivarotra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 39]
2Tsy fantany fa ny garan' Ankodahoto io, izay nisy nandoro tamin' ny alina, ka mbola nitohy nidonaka foana. [Andraina: Mitaraina, page 213]
Citations 

2012/07/30