| Entrée | 1 mifanaraka |
| Radical | 2 araka |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Tsara miaraka: Mifanaraka tsara ny akanjo sy ny lambanao
5 Manapakevitra miaraka: Nifanaraka Rabe sy Rakoto fa hanokatra varotra 6 Arakaraka ny, tahaka ny, mitovy amin' ny...: Tsy mifanaraka amin' ny teniny ny ataony [1.1] |
| Explications en anglais |
7 to agree
[1.7] |
| Explications en français |
8 être d'accord, s'entendre
[1.8] |
| Exemples |
9 Itambarana indray kosa io ka ny lehibe sy ny zokiny indrindra mifanaraka hatrany, no manatsoboka ny sotrony ao an-dovia.
[2.470]
10 Razanatsoa indray nampiantrano mpikarama vahiny nifanaraka taminy fa hamboly ny voanjony. [2.472] 11 Izay mahatsara azy, izay mifanaraka amy ny vintana: [2.48] |
| Morphologie |
|
| Tous les mots composés | 16 2 combinaisons de ce mot |
| Proverbes | 17 Proverbes contenant ce mot |
| Anagrammes | 18 fanamarika, 19 fikaramana, 20 mifanaraka |
| Mis à jour le 2025/11/09 |
|