Index

Proverbes : mifiaka

Proverbe Adrisa tsy ampoky ny ahitra angaha aho no hifiaka izay antsoro maina. [Rinara 1974]
Ataonao ho valala tsy ampoka ny ahitra ve aho, ka hifiaka ny antsoro maina ? [Cousins 1871 #300, Veyrières 1913]
Ataonao ho valala tsy ampoka ny ahitra ve aho, ka hihinana ny ahi--tsorohitra ? [Cousins 1871 #300, Veyrières 1913]
Ataonao ho valala tsy ampoky ny ahitra va aho ka hifiaka ny antsoro maina? [Houlder 1895 #2284]
Traduction française Me prenez-vous pour une sauterelle non rassasiée d' herbe, et qui va manger l' herbe des alouettes ou mâcher de l'herbe antsoro sèche ? [Veyrières 1913]
Interprétation française Me prenez-vous pour un affamé ? [Veyrières 1913]

Index