Entrée mifitsaka (fitsaka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mipetraka tsara mova tsy ny mifintina mihitsy ny tenany, miampirina [2.314]
 Mihafisaka, mandry: Mifitsaka ny volon-doha raha lena ~ Mifitsaka ny katsaka azon' ny orana
Mifintina: Mifitsaka ny tany tratran' ny orana
Mipetraka tsy mihetsika: Mifitsaha aloha ato an-trano fa mangatsiaka any ivelany
Miery: Mifitsaka ao anatin' io lava-bato io izy [1.1]
Explications en anglais To be flat and thin, to slip into a narrow place [1.7]
Explications en français être plat et mince [1.8]
Exemples 
1Nifitsaka toa tsy afa-nihetsika ny marary; [2.470]
2Noho izany rehetra izany, nifitsaka izahay tao amin' ny sekoly na iza na iza. [2.472]
3Rehefa mifitsaka tsara io dia andefasana fako sy tany masaka vaovao indray. [2.117]
Morphologie 
Présent : mifitsaka
Passé : nifitsaka
Futur : hifitsaka
Impératif : mifitsaha

Anagrammes 

Mis à jour le 2020/07/31