Entrée |
migaga
(gaga)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Définition malgache | Mijery zavatra na olona, miaraka amin' ny fiaikena ny hatsarany na ny habeny na ny toetrany iray izay mihoatra ny fahita an-davanandro: Migaga ny habetsahan' ny kintana ny sain' ny olombelona
[Rajemisa 1985]
|
Traduction anglaise | to wonder at, to be astonished. [Richardson 1885]
|
Traduction française | Admirer, être étonné [Abinal 1888]
|
Morphologie |
|
|
Entrée |
migagà
(gaga)
|
Partie du discours | impératif du verbe actif migaga
|
Définition malgache | [Rajemisa 1985]
|
Traduction française | [Abinal 1888]
|
|