Entrée mihalohalo (halohalo)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mihantona, mihebibehy eo ambony loha: Toa mahita zavatra mihalohalo eo ambony lohany foana, hono, izy
¶ Miahanahana, tsy mandroso tsy mihemotra: Aza mihalohalo eo an-tokonana eo ianao fa midira raha hiditra
¶ Misalasala: Mbola mihalohalo ihany ve ianao na hiara-kitsangantsangana aminay na hiarakandihy amin-dry Sahondra
Mitovy hevitra: miahanahana ~ miherohero ~ miroahana
¶ Mijanona anelanelany, tsy momba ny atsy tsy momba ny aroa: Nihalohalo tamin' ny adin' ny Frantsay sy ny Alemanina i Soisa [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to move, to be suspended, to look at from a distance, to be insufficient to fill a space; to be at liberty, to go about here and there. [Richardson 1885]
Morphologie 
mihalohalo
nihalohalo
hihalohalo
mihalohaloa, mihalohaloy
Exemples 
1Teo amin' ny fangirifiriako tamin' ny namoizana an' i Dada malala no nihalohalo an' ny tandindony tao amin' ny lalako. [Andriamalala: Ranomasina, page 21]
2Mbola tsy maty akory ny masoandro sy asabotsy hariva, dia efa nisy olona nisodisody sy nihalohalo teny akaikikaikin' ny tranony teny. [Andraina: Mitaraina, page 119]
Citations 

2012/08/06