|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mimenomenona
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  menomenona
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8  [1.1] Mitaraindraina be noho ny tsy fahafaliana: Nimenomenona Ikoto fa niangatra, hono, ny mpampianatra
Exemples  9  [2.470] Somary mimenomenona kely indray izy, nony inona, ka asainy polipolesin' ny vavy ny tongotra aman-tanany.
Analogues  10  mikamenona, mimoimoy, mikafara, mimonomonona, mimonjomonjo, mikahonkahona, mikoinkoina, mikobabaka, mingonongonona, mikodradraka, mikaikaika, mitaraina, mikonaina, manao lemozy, mentsomentsona
Proverbes  11  Proverbes contenant le mot mimenomenona

Entrée (2/2)12  mimenomenòna
Partie du discours  13  impératif du verbe actif mimenomenona [Liste complète]
Radical  14  menomenona
Explications en malgache  15  [1.1]

Anagrammes  16  imenomenonam, inemonemonam, mimenomenona, mimenomenòna, minemonemona, niemonemonam

Mis à jour le 2025/08/10