| Entrée | 1 mitaraina |
| Radical | 2 taraina |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mimenomenona: Mitaraina amin' ny zavatra tsinontsinona io zaza io
5 Mitoloko amana mitoreo: Mitaraina lava noho ny fahantrany Rabe 6 Malahelo ka mitory: Mitaraina ny vadinao fa tsy mitondra vola mody, hono, ianao [1.1#728] |
| Explications en anglais |
7 to complain; to call out asking for help
[1.7] |
| Explications en français |
8 Se plaindre, demander avec instance, rendre un son plaintif:
9 Nitaraina tamin’ ny lehibe noho ny fananany alain' ny olona izy (Il a porté plainte auprès du juge, parce qu’on lui prend ce qui lui appartient) [1.3#684] 10 se plaindre; crier au secours [1.8] |
| Exemples |
11 Tsy misy mitaraina amin' izany izy efa-mianaka
[2.472]
12 Kanefa raha homana ny tsy atolotra azy ireo, avia mitaraina amiko. [2.508#] |
| Morphologie |
|
| Analogues | 16 betaraina, 17 mibabababa, 18 mikoinkoina, 19 mikonaina, 20 mimenomenona, 21 mitoretra, 22 mitsikoinkoina |
| Tous les mots composés | 23 mitarain-tanan-ompaka |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|