| Entrée (1/2) | 1 miomba |
| Radical | 2 omba |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Manaraka: Niomba an' irỳ lalana irỳ ilay olona nandositra Mandeha miaraka amin' ny: Miomba an-dreniny mandrakariva Ibalita, na miantsena na mamangy havana na mivavaka Miandany: Izay miomba ny fahavaloko tsy mety ho namako [1.1] |
| Explications en anglais |
5 same as momba |
| Exemples |
6 Fitsetserana sy endrika mangoraka no reny sy hitan' ny masony miomba azy sy ny ankohonany.
[2.470]
|
| Morphologie |
|
| Entrée (2/2) | 11 miombà |
| Radical | 12 omba |
| Partie du discours | 13 impératif du verbe actif miomba [Liste complète] |
| Explications en malgache |
14 [1.1] |
| Explications en français |
15 [1.3] |
| Anagrammes | 16 maimbo, 17 mamboy, 18 miomba, miombà |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|