Entrée misampana (sampana)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Misy rantsana, mirantsana: Etsy alohaloha etsy dia misampana roa ny lalana ka ny havia no mankany an-tsena
¶ Misahana: Misampana amin' ny raharaha maro izy ka sahirana
¶ Misalasala: Misampana ny saiko: na handeha na hijanona [Rajemisa 1985]
Morphologie 
misampana
nisampana
hisampana
misampàna
Exemples Foto-boaloboka misampana maro no mananika ny trano, manalokaloka azy tsy hahazo hazavana be loatra avy ety ivelany. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 150]

Entrée misampàna (sampana)
Partie du discours impératif du verbe actif misampana [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Traduction française  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31