| Entrée (1/2) | 1 misintona |
| Radical | 2 sintona |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Explications en malgache |
4 Mihemotra (toy ny lamba sasany rehefa avy nosasana): Misintona ny lamba volonondry rehefa sasana Mihena (toy ny rano tondraka rehefa lasa ny orana): Tsy ela dia nisintona ny rano Mikainkona: Nisintona ny hozany [1.1] |
| Exemples |
5 Ny tena tetikay dia hanao rodorodon-drano vaky, miseho tampoka amin' ny hery tsy hay tohaina, dia misintona tahaka izay ihany.
[2.472]
|
| Morphologie |
|
| Proverbes | 10 Proverbes contenant ce mot |
| Entrée (2/2) | 11 misintòna |
| Radical | 12 sintona |
| Partie du discours | 13 impératif du verbe actif misintona [Liste complète] |
| Explications en malgache |
14 [1.1] |
| Explications en français |
15 [1.3] |
| Anagrammes | 16 misintona, misintòna |
| Mis à jour le 2025/10/18 |
|