Index

Proverbes : misintona

Proverbe Aza atao lamban’ ny matory: izay mahatsiaro manintona. [Cousins 1871 #357]
Aza atao lamban' ny matory, ka izay mahatsiaro misintona avokoa. [Rinara 1974 #406]
Aza atao lamban' ny matory, ka izay mahatsiaro mitondra. [Houlder 1895 #1091]
Aza atao lamban' ny matory, ka izay mahatsiaro mitondra avokoa. [Rinara 1974 #406]
Traduction française N' agissez pas comme on fait avec le "lamba" de ceux qui dorment: c' est celui qui se réveille (le premier) qui l' emporte. [Houlder 1895]

Index