Entrée |
 |
misorona
(sorona)
|
Partie du discours | |
verbe actif
|
Définition malgache | |
Manafina na tsy milaza raha tahiny ka misy kilema mahavoa ny namana nefa tsy hitany noho ny fahamenarana: Aza misorona, tompoko, raha misy toetra tsy mahomby hitanao amin' ny zanako any am-pianarana [Rajemisa 1985]
|
Définition anglaise | |
to be discreet [Hallanger 1973]
|
Définition française | |
être discret, réservé, se taire par timidité, par honte, par condescendance [Abinal 1888]
|
| |
être discret [Hallanger 1974]
|
Morphologie | |
|
Mots composés, titres, noms | |
|
|
Entrée |
 |
misorona
(sorona)
|
Partie du discours | |
verbe actif
|
Définition malgache | |
Mikarakara ny firehetan' ny afo amin' ny fandrosoana kitay ao am-patana: Misorona afo [Rajemisa 1985]
|
Exemples | |
Raha niresaka toy izany ny rainy sy ny ankizy, Ramatoa Rasoa kosa etsy an' efitra atsilo misy tohatra, misorona afo amin' ny fiketrehana ny nahandro. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 12]
|
Morphologie | |
|
|
Entrée |
 |
misorona
(sorona)
|
Partie du discours | |
verbe actif
|
Définition malgache | |
Manao sorona: Nisorona ny ondriny tsara indrindra i Abela [Rajemisa 1985]
|
Morphologie | |
|
|
Entrée |
 |
misoròna
(sorona)
|
Partie du discours | |
impératif du verbe actif misorona
|
Définition malgache | |
[Rajemisa 1985]
|
Définition française | |
[Abinal 1888]
|
|
Entrée |
 |
misoroña
|
Partie du discours | |
verbe actif
|
Définition malgache | |
[Tambahoaka]
mivavaka [Rakotosaona 1972]
|
| |
[Tanosy]
mangataka, mivavaka [Rakotosaona 1972]
|
|