Entrée mitaiza (taiza)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mampinono, mamelona: Nitaiza ny zanany rehetra io vehivavy io
¶ Mikarakara izay hahasoa, miahy: Rakoto zokiko no mitaiza io lahiantitra io
Mitovy hevitra: mamelona ~ miahy ~ mikajakaja ~ mikanonkanona ~ mikarakara ~ miraharaha
¶ Manao izay haha-olom-banona: Mitaiza tsara ny mpianany io mpampianatra io. [Rajemisa 1985]
Définition anglaise to nurse, to bring up [Hallanger 1973]
Définition française nourrir, élever [Hallanger 1974]
Morphologie 
mitaiza
nitaiza
hitaiza
mitaizà
Mots composés, titres, noms 
Exemples Izy izao no mitaiza an-dRazaimalala? [Rajohanesa: Kintana]
Citations 

Entrée mitaizà (taiza)
Partie du discours impératif du verbe actif mitaiza [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Définition française  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2013/05/14