|
|
|
|

Entrée (1/2) 1  mitily
Radical  2 tily
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 [Bezanozano] mitsikilo [1.78]
5 [Sihanaka] mandinika [1.78]
6 Mitsikilo, manao andry maso ny asa, fihetsika, tanin' olona ka tsy hitany: Mitily izay rehetra ataoko izy
7 Mizaha taratra, mitaratra: Rakoto no hitily ny fahavalo [1.1]
8 manao andry maso mba hikendrena zavatra iray [1.13]
Explications en français  9 guetter [1.13]
Morphologie 
10  Présent :
11  Passé :
12  Futur :
13  Impératif :
Analogues  14  manao andry maso, 15  manarangarana, 16  manazangazana, 17  mandry tsy aman' afo, 18  miambina, 19  miandry, 20  mijery fandry, 21  mikendry, 22  mitaratra, 23  Mitsikilo, 24  mizaha taratra

Entrée (2/2) 25  mitily
Partie du discours  26  verbe actif
Explications en malgache  27 [Bara] misidintsidina, manidina avo [1.78]

Mis à jour le 2026/04/22