Entrée mitoby (toby)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Milasy: Mitoby atsy avara-tanàna ny miaramila
¶ Miangona, miavosa, miavovona: Izaitratra ny vary mitoby ao an-tsena fa fararano ny andro
Mitovy hevitra: mamozezy ~ miangona ~ miavosa ~ miavovona ~ mifanongoa ~ mihorona ~ mitangorona ~ mivangongo ~ mivongaingy ~ mivozezika [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to encamp [Richardson 1885]
   to camp [Hallanger 1973]
Définition française   camper [Beaujard 1998]
   [Tanala] être rassemblés [Beaujard 1998]
Morphologie  
mitoby
nitoby
hitoby
mitobia
Analogie   mitobe

Entrée mitôby
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tanosy] mipetraka [Rakotosaona 1972]

2012/09/24