| Entrée | 1 mitondra hodi-nato miantsinanana |
| Mots élémentaires | 2 mitondra, 3 hoditra, 4 nato, 5 miantsinanana |
| Partie du discours | 6 locution |
| Explications en malgache |
7 Mitondra zavatra amin' ny toerana nialany teo aloha ihany
8 (ny nato mantsy avy any an' ala atsinanana ihany) [1.1] |
| Explications en français |
9 porter de l'eau à la rivière
[2.165] |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|