|
|
|
|

Entrée (1/2)1  mitondra
Partie du discours  2  verbe actif
Radical  3  tondra
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Tous les mots composés  8  22 mots contenant mitondra
Explications en malgache  9  [1.1] Mamindra toerana zavatra entina miaraka amin' ny tena ka ny tanana no anaovana izany, na atao eo ambony loba, na eo an-tsoroka: Iza no hitondra ity entana ity ianareo roa lahy?
Mitarika: Omby mitondra sarety ~ Mahay mitondra fikambanana Ramatoa io
Manatitra: Ikoto no nitondra ilay taratasy tany aminy
Mampiely, mampahita, mahatonga: Tohony hotadiavina izay nitondra io aretina io teto amin' ny fokontany
Manao tsara na ratsy amin' olona: Mitondra tsara ny mpiasany izy
Explications en anglais  10  [1.7] to carry; to take away
Explications en français  11  [1.8] porter; enlever; conduire; gouverner
Analogues  12  milonjo, mivongika, mivongaingy, mivongaingika, mivesatra, milonjehitra, manindao, manongaka, mivatsy, mivingitra, mamingivingy, mibata, mibeta, miloloha, manao an-tsangory, manao an-tsampy, manao an-tonery, miantsoroka, milanja, manasaboady, mibaby, mitrotro, mivimbina, mitsintsina, misakelika, misakobona, mikenakena, mitaona, mitraoka, manainga, manentana, mitatitra, mizaka, miaritra, mihafy
Proverbes  13  Proverbes contenant le mot mitondra

Entrée (2/2)14  mitondrà
Partie du discours  15  impératif du verbe actif mitondra [Liste complète]
Radical  16  tondra
Explications en malgache  17  [1.1]
Explications en français  18  [1.3]

Anagrammes  19  itondram, mandotry, mitandro, mitondrà, mitondra, tandrimo

Mis à jour le 2025/08/10