|
|
|
|

Entrée (1/2)1  miantsinanana
Radical  2 antsinanana
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4 Mandeha na mampitodika any atsinanana:
5 Hitanao ve ny nandehanan' ireny olona telo mianaka ireny?
6 -- Niantainanana any no nahitako azy
[1.1]
Explications en anglais  7 to go to the east [1.2, 1.7]
Explications en français  8 se diriger vers l'est [1.3#66]
9 aller vers l'est [1.8]
Exemples  10  Sary miantsinanana ambony miankandrefana
izany hianao hono ry itsiana
[2.131]
11  Tamin' izany fotoana izany koa dia mbola tsy nisy ny lalam-piarakodia miantsinanana. [2.470]
12  Fantany koa fa ny ala tsy mandry Anosibe Anala, Beparasy, ny manaraka ny lalamby miantsinanana rehetra. [2.472]
13  Hazakaza-madinika hampafana ny tena aloha no nanombohana raha vao nivoaka an' Ambodivonkely ka hiantsinanam-bava tamin' iny vahilava iny [2.643#9]
Morphologie 
14  Présent :
15  Passé :
16  Futur :
17  Impératif :
Analogues  18  mianatsimo, 19  mianavaratra, 20  miankandrefana
Tous les mots composés  21  2 combinaisons de ce mot
Proverbes  22  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)23  miantsinanàna
Radical  24 antsinanana
Partie du discours  25  impératif du verbe actif miantsinanana [Liste complète]
Explications en malgache  [1.1]
Explications en français  [1.3]

Anagrammes  26 miantsinanana, miantsinanàna

Mis à jour le 2025/11/17