Entrée mitonia (tony)
Partie du discours impératif du verbe actif mitony [liste complète]
Définition française sois calme, soyez calme, apaises-toi, apaisez-vous [3.1]
Exemples 
1Mitonia aloha ianao Ravaomaria, hoy i Soazara. [FOFAFIPE: Haivola]
2Eny e, mitonia kely aloha, ho' aho, ry vehivavy terak' Imamo. [Randriamamonjy: Ombalahibemaso]
3Dia nifoha izy ka niteny mafy ny rivotra, ary nilaza tamin' ny ranomasina hoe: Mangina, mitonia. [Baiboly: 48.4.39]

Mis à jour le 2020/04/12