Entrée mitrerona (trerona)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Manao feo (na endrika na fihetsika) mampitahotra, mampivadi-po;mandrahona amin' ny feo: Mifihifihy erý Ikoto kely raha vao mitrerona rainy [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to snarl [Hallanger 1973]
Traduction française grogner, rugir; gronder [Hallanger 1974]
Morphologie 
mitrerona
nitrerona
hitrerona
mitreròna
Exemples 
1hoy izy nitrerona, sady nirefotra ny tehamaina. [Andraina: Mitaraina, page 64]
2hoy ny fitrenan' ny feon' dRazamany sy Patrice niara-nitrerona... [Andriamalala: Ranomasina, page 18]

Entrée mitreròna (trerona)
Partie du discours impératif du verbe actif mitrerona [liste complète]
Définition malgache  [Rajemisa 1985]
Traduction française  [Abinal 1888]

Mis à jour le 2020/07/31