Entrée mivahiny (vahiny)
Partie du discours verbe actif
Définition malgache Mandeha any an-tany lavitra ny an' ny tena: Nivahiny tany Eoropa aho tamin' ny volana septambra [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise to sojourn as a visitor or a stranger [Hallanger 1973]
Traduction française séjourner comme visiteur, étranger [Hallanger 1974]
Morphologie 
mivahiny
nivahiny
hivahiny
mivahinia
Exemples Avy nivahiny tany an-tany lavitra aho, hoy aho, ka ndao mba hiresaka kely isika mianaka... [Andriamalala: Ranomasina, page 62]
Citations 

Mis à jour le 2020/07/31