Entrée mizaka (zaka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   Mitondra, mitandrina, miadidy toy ny tompony: Mahay mizaka ny fananany izy
¶ Mandefitra, miaritra: Nizaka ny fampijaliana sy ny eso nandritra ny fiainany izy
¶ Miantoka, mikarakara: Iza no mizaka ireto zaza kamboty ireto
¶ Manana: Mizaka ny zo malagasy io vahiny io [Rajemisa 1985]
Définition anglaise   to be master of; to be able to dispose of according to one's desires [Hallanger 1973]
Définition française   pouvoir en disposer selon sa volonté [Hallanger 1974]
Morphologie  
mizaka
nizaka
hizaka
mizakà
Mots composés, titres, noms  

Entrée mizaka (zaka)
Partie du discours   verbe actif
Définition malgache   [Tambahoaka] milaza, miteny [Rakotosaona 1972]
   [Taisaka, Tanosy] miteny [Rakotosaona 1972]
   [Provincial] Milaza, miteny [Rajemisa 1985]

Entrée mizakà (zaka)
Partie du discours   impératif du verbe actif mizaka [liste]
Définition française   [Abinal 1888]

2013/05/30