Entrée monaina
Partie du discours adjectif
Définition malgache Leondeony, tsy tia herika: Monaina hazandrano ny anao lahy
¶ Valaka noho ny raharaha ka toa leony tsy te hiverina intsony nony afaka tao: Monaina mihitsy aho tamin' ilay asa nampanaovin-dRangahy iny
Mitovy hevitra: boboka ~ leony ~ tofoka ~ tohina ~ tola [Rajemisa 1985]
Dérivations 

2013/05/30