|
|
|
|

Entrée1  mpampandroso
Partie du discours  2  nom
Radical  3  roso
Morphologie 
4  Simple :
Exemples  5  [2.472] Nifanantsafa nibitsibitsika tamin' ny maizina tao ny vahiny sy ny mpampandroso azy, nony voahidy ny varavarana.
6  [2.470] Tamin' izay indrindra, nitsangana ary niala tamin' ny toerany ity lasam-betsovetso samirery ka nanatona an-dRasoa mpampandroso.

Mis à jour le 2025/07/29