Entrée | 1 mpandrafitra |
Partie du discours | 2 nom |
Radical | 3 rafitra |
Tous les mots composés |
|
Explications en malgache |
5 [1.1] Mpiasa manao ny rafitra (fanamboarana' hazo hatao trano, varavarana, ngorodona) ho antom-pivelomany |
Explications en anglais |
6 [1.2, 1.7] a carpenter. |
Explications en français |
7 [1.8] charpentier, menuisier. |
Exemples |
8 [2.332#] mpandrafitra eny an-drenivohitra hono no nividianana azy 9 [2.472#] Tany amin' ilay mpandrafitra aho indray maraina, ka izany no nanatrehako resaka nifanaovany tamin' olona teo. |
Analogues | 10 mpandrafibato |
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot mpandrafitra |
Article |
12 Randzavola: mpandrafitra ao amin' ny Baiboly |
Anagrammes | 13 mpandrafitra, mpandrifatra |
Mis à jour le 2025/08/10 |
![]() |