Index

Proverbes : mpandrafitra

Proverbe Aza mpandrafitra tsy manam-parafara. [Rinara 1974 #807]

Proverbe Indro kely," hoy ny mpandrafitra. [Cousins 1871 #1134, Nicol 1935 #321]
Traduction française «Ecoutez un peu ", dit le charpentier. [Nicol 1935 #321]

Proverbe Mpivaro-tantely : nilela-tanana, mpandrafitra : nindran-tseza, ka voatondro molotra akaiky. [Rinara 1974]

Index