| Entrée | ![]() |
noho |
| Partie du discours | conjonction | |
| Définition malgache | Azon' ny: Reraka izy noho ny ratra na [...] ¶ Teny entina mampitaha zavatra roa ka ila [...] ¶ Enti-milaza antony anaovan-javatra, satr [...] [texte complet dans Rajemisa 1985] | |
| Traduction anglaise | Rather, than; on account of; because. It is also used in the comparison of adjectives, as a sign of the comparative degree, and is sometimes preceded by kokoa. [Richardson 1885] | |
| On account of, because of; more than, rather than ¶ tsàra nòho: better than [Hallanger 1973] | ||
| Traduction française | à cause de; plus que; plutôt que ¶ tsàra nòho, tsaratsàra nòho: meilleur que [Hallanger 1974] | |
| Comme; noho est suivi immediatement du sujet du verbe: Noho ianao nandiso fotoana, dia tsy hahazo valisoa ianao (Comme vous n'êtes pas venu à l'heure exacte, vous n'aurez pas de récompense) [Rajemisa 1971] | ||
| Exemples | Maty noho ny sitrapoko mantsy Ilay, hoy indray ny teniny, sady vonto sy ontsa indray izy [Rajohanesa: Kintana] Very noho ny tahotra ny antsipika nony lany ireo vato natoraka [Rakotonandrasana: Tantsaha] Noho ny hangezan'ny nosy onenany va re no tsy ahatsapan'ny Malagasy firy fa Antanosy izy [Andriamalala: Ranomasina] | |
| Analogie | satria | |
| Mis à jour le 2011/11/08 |
|