| Entrée | 1 nony |
| Partie du discours | 2 conjonction [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 Rehefa (raha milaza ny lasa ny matoanteny manaraka azy): Nony niamboho Ranavalona reniny, dia nitsoka ny rivo-pahafahana
4 Isaky ny (raha milaza ny ankehitriny ny matoanteny manaraka azy): Nony midona ny orana, velon-tsento i Sahondra mahatsiaro andreniny 5 Tamin' ny (raha milaza ny ho avy ny matoanteny manaraka azy ao anatin' ny tantara): Nony handeha indrindra izahay no avy ny orana [1.1] |
| Explications en anglais |
6 when, if, if otherwise.
[1.2] 7 when (used of simultaneous events) [1.7] |
| Explications en français |
8 lorsque, quand, après que.
9 Nony lasa izy, dia nody izahay: lorsqu'il fut parti, nous revînmes. 10 Nony tsy maty ikakibe, nanan-dray roa aho toy izay: litéralement: si mon 11 grand-père n'était pas mort, j'aurais deux pères; au figuré: on serait heureux 12 si l'on avait tout ce qu'on désire. [1.3] 13 quand, lorsque, lors de [1.8] |
| Analogues | 14 fony, 15 raha, 16 rehefa |
| Tous les mots composés | 17 2 combinaisons de ce mot |
| Mis à jour le 2025/11/13 |
|