|
|
|
|

Entrée1  oriory
Radical  2 ory
Partie du discours  3  nom
Exemples  4  Fenofeno ny fony, oriory mihitsy aza. [2.499#21]
5  leon' ny mihaino ny feony oriory toa milaza hoe: [2.529#49]
6  Andro fidina no tsy ahitana azy eo, oriory endrika, toa miandry zavatra, toa miandry olo-na. [2.5#143]
7  Ireniny oriory no mampangoraka azy kely, ka anambatambazany azy sy ipetrapetrahany eo akaikiny, na dia vetivety ihany aza. [2.470#72]

Anagrammes  8 iroroy, oriory, 9 riorio

Mis à jour le 2026/02/26