| Entrée | 1 oviana |
| Partie du discours | 2 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
3 Entina manontany ny fotoana efa lasa nanaovana asa iray na nitrangan-javatra: Oviana no naka fanadinana ny zokinao? ~ Oviana no nahazo fahaleovantena i Madagasikara? [1.1] |
| Explications en anglais |
4 when? (of past time) [1.7] |
| Explications en français |
5 interrogatif, quand? (temps passé) [1.8] |
| Exemples |
6 Tiaza izany toerana niarahako taminy izany, ary oviana teo amin' ny fiainako no nitrangan' ny tantara?
[2.5]
|
| Dérivés |
|
| Tous les mots composés | 9 3 combinaisons de ce mot |
| Anagrammes | 10 anaovy, 11 anavio, 12 anivao, 13 anovay, 14 aviona, 15 avoany, 16 iovana, 17 oviana, 18 voaina |
| Mis à jour le 2025/10/08 |
|