| Entrée | 1 rahoviana |
| Radical | 2 oviana |
| Partie du discours | 3 adverbe [Liste complète] |
| Explications en malgache |
4 Entina manontany fotoana mbola ho avy: Rahoviana no ho tonga ny zokinao Tsy... na na oviana na oviana: Rahoviana Rakotono mba hampisambo-bola olona [1.1] |
| Explications en anglais |
5 when ? (of future time) [1.7] |
| Explications en français |
6 quand? à quelle époque? (se dit de l'avenir) [1.3] 7 quand? (temps futur) [1.8, 1.5] |
| Exemples |
8 rahoviana no hatao ny fampakarana?
[2.471]
9 Ary rahoviana, hono, no ho vita izy ity? [2.472] |
| Analogues | 10 fahoviana, oviana, naoviananaoviana |
| Anagrammes | 11 ivahorana, 12 ivorahana, 13 rahoviana, 14 voaharina, 15 voahirana, 16 voarihana |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|