| Entrée | 1 poa toy izay |
| Mots élémentaires | 2 poa, 3 toy, 4 izay |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
[poatoizay]
6 miaraka amin' izay, miaraka amin' ny vava
[1.1#800] |
| Explications en anglais |
7 in an instant
[1.7#422] |
| Explications en français |
[poa toa izay]
8 le temps de dire Poa ou de cracher, en un instant
[1.3#488] 9 en un instant, le temps de faire le bruit de cracher [2.415#6651] 10 immédiatement [1.8] |
| Exemples |
11 poa toy izay dia feno riaka ny lalana
[2.117#28]
12 poatoizay dia vaky ny varavaram-ponja [2.472] 13 poatoizay, lasa nanidina ny vorona sasany [2.442#50] 14 poa toa izay foana, dia vita toy ny taloha ny volony [2.357#35] 15 poa toa izay dia nitombo ny isan' ny trano teto an-tanàna [2.445#20] 16 poa toy izay koa dia maty - poa toy izay koa no anoloana ny simba [2.332#80] 17 poa toy izay ery izy manao ireny, ny ankizy moa asainy manampy azy rahateo. [2.470] 18 Nitsimontsimona Lefahitra, nandray ny vola dia nanainga / Niriotra poatoizay izy dia efa tafahoatra bainga [2.928] 19 Rehefa izany dia noredonin' ny mpitsoka sodina haingana ny "Afindrafindrao" ka poa toy izay ny famonjena laharana [2.285#297] |
| Autres orthographes | 20 poa toa izay, poatoizay |
| Mis à jour le 2025/11/02 |
|