Entrée raha baka misisika ianao, izaho kirongo tsy azo idirana (raha, baka, sisika, ianao, izaho, kirongo, tsy, azo, iditra)
Partie du discours expression
Définition malgache teny ifanaovan' olona roa mifaninana ilazany fa samy manana ny toetra mahakinga azy avy izy ireo ka tsy matahotra ny hifanandrina [Rajemisa 1985]
Synonymes raha baka mihorirana ianao, izaho kirongo tsy azo idirana ~ raha mihenjan-ko mahazaka ianao, dia mba midiridiry ho amponga kosa aho

2012/10/30