Entrée ramose
Partie du discours   nom
Définition malgache   Teny iantsoana ampanajana ny lehilahy: Mose Rabeloha. Ny hoe Ramose dia mazàna atokana ho an' ny mpampianatra: Iny mandalo iny Ramose, hoy Ikoto, fa andeha aho handray tanana azy [Rajemisa 1985]
Exemples  
1Mba faly amin' ialahy ve Ramose? [Andraina: Mitaraina, page 13]
2Fantatry Ramose Laborde izany, koa nividy omby be dia be izy, novesarany vary, mangahazo, mofo, lafarina, &, avokoa. [Callet: Tantara]
Vocabulaire  
Origine   Français: monsieur.
Synonymes   mose
Mots composés, titres, noms  

Entrée Ramose
Partie du discours   nom propre (titre de livre ou pièce)
Définition malgache   jereo Ratsifandrihamanana: Ramose
Auteur  
Tableaux et planches   Tous les titres

Mis à jour le 2017/10/19