| Entrée (1/2) | 1 ranomandry |
| Mots élémentaires | 2 rano, 3 mandry |
| Partie du discours | 4 nom |
| Explications en malgache |
5 Rano mivongana noho ny hatsiaka sahala amin' ny havandra
6 Fomban-domano misosa 7 Hazakaza-madinika ataon' ny mpilanja misosa sy misononoka ka tsy mitontona akory ilay olona lanjaina [1.1] |
| Explications en anglais |
[rano mandry]
8 A thin film found on water
9 a word used for ice 10 a mode of carrying palanquin. [1.2] 11 ice [1.7] |
| Explications en français |
12 glace
[1.8] |
| Exemples |
13 ny tenatenany ohatra ny ranomandry;
[1.406#]
14 Notsaroany manevitevika ny tehezany ary toa ranomandry, hono, no fihininy sy mahataravelona ny endriny. [2.470] |
| Entrée (2/2) | 15 Ranomandry |
| Mots élémentaires | 16 rano, 17 mandry |
| Partie du discours | 18 nom propre (toponyme) [Liste complète] |
| Vocabulaire | 19 Géographie: agglomérations |
| Anagrammes | 20 marin-drano, 21 Ranomandry, ranomandry |
| Mis à jour le 2025/11/17 |
|