Entrée | 1 ranonando |
Mots élémentaires | 2 rano, 3 ando |
Partie du discours | 4 nom |
Explications en malgache |
5 [1.1] Rano ateraky ny ando vao maraina eny amin' ny tendron' ny ahitra 6 [1.1] [ranon' ando] rano avy amin' ny fihintsanan' ny ando |
Explications en français |
7 [1.3, 1.13] la rosée |
Exemples |
8 [2.470] Misandratra andro tamin' izay ary tsy ranonando intsony teny an-tendrom-bozaka
9 [2.472] Lalan-kely no nandehanana, ka nisava ranon' ando hatrany izahay ary nanaitra moka eran' ny lalana |
Tous les mots composés |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot ranonando |
Anagrammes | 12 anandrono, 13 anondrano, 14 ranonando |
Mis à jour le 2025/09/12 |
![]() |