| Entrée | 1 Itompokolahy |
| Mots élémentaires | 2 i~, 3 tompoko, 4 lahy |
| Partie du discours | 5 nom propre (anthroponyme) [Liste complète] |
| Explications en malgache |
6 teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1] |
| Explications en français |
7 feu: itompokolahy Ranona (feu Untel) [1.4] |
| Exemples |
8 itompokolahy rainao anie ka nanan-karena e!
[2.643]
9 Tsy nisy nilao mihitsy ny voalazan' itompokolahy rainareo iny e! [2.470] 10 Andeha mody hianareo, fa mba nahavita inona taminareo moa Itompokolahy Rainialijaona [2.324] |
| Vocabulaire | 11 Etiquette |
| Synonymes | 12 ratompokolahy, ratompokolahy, ratompokolahy |
| Analogues | 13 itompokovavy |
| Proverbes | 14 Proverbes contenant ce mot |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|