Entrée raty
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] ravina ravinala maina atao tafon-trano [Rakotosaona 1972]
   Bozaka maina [Rajemisa 1985]
Synonymes   ratiraty
Citations  

Entrée raty
Partie du discours   nom
Définition malgache   [Taisaka] ravin'akondro maina [Rakotosaona 1972]
   Ny hoditry ny akondro maina: Maivana toy ny raty [Rajemisa 1985]

Entrée raty
Partie du discours   adjectif
Définition malgache   [Bara] ratsy, marofy: Atitsy ka ratsy [Rakotosaona 1972]

2012/08/16