Entrée razandry (ra-, zandry)
Partie du discours nom
Définition malgache Teny iantsoana amim-panajana sy amim-pitiavana ny zandrin' ny tena [Rajemisa 1985]
Définition anglaise younger brother or sister (term of respect) [Hallanger 1973]
Définition française frère ou soeur cadet (terme respectueux) [Hallanger 1974]
Vocabulaire 
Exemples Razoky va no manitra voan-kazo?
sa Razandry no manitra ravin-kazo?
no dia manitra Andriana ny trano
tsy Razoky no manitra voan-kazo
tsy Razandry no manitra ravin-kazo
fa ny fitia havana no be
[Fox: Hainteny, numéro 438]

2013/06/09