Entrée salohy
Partie du discours   nom
Définition malgache   Tendrony ambony amin' ny zavamaniry sasantsasany toy ny vary, izay iraiketan' ny voa mirindrarindra amin' ny taho: Mahafinaritra amin' ny fetin' ny santabary ny mahita ankizy kely milanja salohim-bary lehibe aoka izany. [Rajemisa 1985]
Traduction anglaise   a head of rice; a cluster of grapes [Hallanger 1973]
Traduction française   épi, grappe [Abinal 1888]
   épis de riz; grappe de raisins [Hallanger 1974]
Exemples  
1Ao ny siokan’ny salohy navesa-boa [Andraina: Sahabe, page 1]
2Salohy milofika tsara lamina toy izany no avy hatrany hitan' izy mpamangy tonga [Andraina: Mitaraina, page 223]
Vocabulaire  
Mots composés, titres, noms  

Entrée salohy
Partie du discours   nom
Définition malgache   Lefona [Betsimisaraka] [Rajemisa 1985]
Mots composés, titres, noms  

Mis à jour le 2017/07/07