|
|
|
|

Entrée1  saram-panafody
Mots élémentaires  2 sara, 3 fanafana, 4 ody
Partie du discours  5  locution
Explications en malgache  6 ny vola na zavatra vidin' ny fanafody nomena ny mpitsabo [1.1]
Explications en français  7 compensation donnée aux empiriques comme prix de leurs remèdes [1.196]
Exemples  8  na dia ny ila lamba aza no hatao sarampanafody aleo mitafy ila lamba tsy ho voaloto toy izay hiara-mipetraka amin'ny ratsy fanahy [2.131]
Synonymes  9 saram-panafana

Mis à jour le 2025/10/11