Entrée tampo > tampoka
Partie du discours adverbe [liste complète]
Explications en malgache Tsy nampoizina: Tonga tampoka Rakoto
Vetivety foana: Tampoka foana tao, avy ny orana, ka kotsa izahay rehetra [1.1]
Explications en anglais Suddenly [1.7]
Explications en français Soudain, tout-à-coup, à l'improviste [1.3]
 Subitement [1.8]
Exemples 
1Tafarina tampoka izy, ka nanontany an-dRenilezo. [2.324]
2Hadinoko tampoka teo ohatra ny tsy nisy ry Soa mbamin-dry Ketaka mpiaraka amiko ao an-tanàna. [2.4]
3Tafatsangana tampoka izy. [2.470]
4Hoy i Lanto maotina tampoka. [2.471]
Dérivés 
 
Mots composés 

Entrée tampo > tampoka
Partie du discours nom
Explications en malgache Fanampiana rano mangatsiaka ny rano mafana mba hampangatsiatsiaka azy, na hanatsatsoana fisotro mahery amin' ny fanampiana rano azy [1.1]
Explications en français Action d'étendre, de couper avec de l'e [...] [texte complet dans 1.5]
Dérivés 
 

Entrée tampo > tampona
Partie du discours nom
Explications en malgache Ny faritra avo indrindra amin' ny zavatra iray: Ny tampon' ny tendrombohitr' Ankaratra no atao hoe Tsiafajavona
Ny fara tampony ambony, ny fanaperana: Tonga amin' ny tampon' ny voninahitra izy [1.1]
Exemples Havoana ihany Analatelo, saingy malalaka sy somary marin-tampona. [2.472]
Morphologie 
Simple : tampona, tampoko, tamponao, tampony, tampontsika, tamponay, tamponareo, tampon', tampon-, tampom-, tampo-
Dérivés 
Mots composés 
Phytonymes 
Toponymes 

Anagrammes