Entrée tampotampoka (tampoka)
Partie du discours adverbe [liste complète]
Définition française (duplicatif fréquentatif) [Abinal 1888]
Exemples 
1Nahazo hery tampotampoka teo izy, ka nahasahy nivoaka ny trano andro amin' alina iny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 65]
2Raha nahazo harena tampotampoka Ingahy Ramiandrisoa, nety ho nahita vola an-kitapo izy na nandova be tany ho any. [Andraina: Mitaraina, page 28]

2014/07/08