|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tampoka
Partie du discours  2  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  3 Tsy nampoizina: Tonga tampoka Rakoto.
4 Vetivety foana: Tampoka foana tao, avy ny orana, ka kotsa izahay rehetra. [1.1]
Explications en anglais  5 suddenly. [1.7]
Explications en français  6 soudain, tout-à-coup, à l'improviste. [1.3]
7 subitement. [1.8]
Exemples  8  Tafarina tampoka izy, ka nanontany an-dRenilezo. [2.324]
9  Hadinoko tampoka teo ohatra ny tsy nisy ry Soa mbamin-dry Ketaka mpiaraka amiko ao an-tanàna. [2.4]
10  Tafatsangana tampoka izy. [2.470]
11  Hoy i Lanto maotina tampoka. [2.471]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :
Adjectifs :
Adverbes :
Tous les mots composés  24 mamely tampoka
Proverbes  25  Proverbes contenant ce mot

Entrée (2/2)26  tampoka
Partie du discours  27  nom
Explications en malgache  28 Fanampiana rano mangatsiaka ny rano mafana mba hampangatsiatsiaka azy, na hanatsatsoana fisotro mahery amin' ny fanampiana rano azy. [1.1]
Explications en français  29 action d'étendre, de couper avec de l'eau, d'ajouter de l'eau. [1.5]
Dérivés 
Verbes actifs :
Verbes passifs :
Verbes relatifs :
Noms :

Mis à jour le 2025/11/11