|
|
|
|

Entrée1 tany mena
Mots élémentaires  2tany, 3mena
Partie du discours  4 locution
Explications en malgache  5 Tany menamena volo noho ny vy be ao aminy [1.1]
Explications en français  6 terre rouge [1.3]
7 Sol latéritique, latérite [1.13]
Exemples  8 Tsy hihosim-potaka amin' ny tany mena sy ny tany dilatra [2.470#144]
9 Ny hita matetika anefa dia trandraka an-tany mena ireto mpiavy [2.445#16]
Vocabulaire  10 Géologie
Autres orthographes  11tanimena
Proverbes  12 Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  13 maintane, 14 mananety, 15 mañetiña, 16 metanina, 17 mientàna, mientana, 18 tamenany, 19 tanimena, 20 tany mena

Mis à jour le 2025/11/02