|
|
|
|

Entrée (1/2)1  tato
Radical  2 ato
Partie du discours  3  adverbe au passé [Liste complète]
Explications en malgache  4 Endriky ny mpamaritra matoanteny "Ato" rehefa enti-milaza ny lasa, ka ny lazaina aminy dia olona na zavatra nisy tao amin' ny toerana iray misy ny tena nefa tsy ao intsony:
5 Tato an-trano izy omaly, fa tsy ato intsony izao. [1.1]
Exemples  6  Naman' ialahy namaky trano tato. [2.4]
7  Anjara toriteniko tato Ambondrona. [2.59]
8  Efa ho tapa-bolana izay no nialany tato. [2.472]
Tous les mots composés  9 tato ho ato

Entrée (2/2)10  tatô
Partie du discours  11  adverbe [Liste complète]
Explications en malgache  12 tokoa [Sihanaka] [1.78]
Synonymes  13 tatôbe

Anagrammes  14 tato, tatô, 15 tota

Mis à jour le 2025/11/13