| Entrée | 1 tenin' ny maty an-drano |
| Mots élémentaires | 2 teny, 3 maty, 4 rano |
| Partie du discours | 5 locution |
| Explications en malgache |
6 tenin' olona mampanantena zavatra be eo amin' ny loza mahazo azy, nefa tsy tanterahiny rehefa afa-doza izy [1.1] |
| Mis à jour le 2025/09/12 |
|